Ny mpanora-dalàna izay nidina avy tany Jerosalema kosa nanao hoe: «Efa azon’i Belzeboba Izy, ary ny filohan’ny demony no androahany ny demony.»
Marka 3:30 - Baiboly Katolika Satria hoy izy ireo hoe: «Manana Fanahy maloto Izy.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny olona mantsy dia niteny hoe: Azom-panahy maloto Izy. DIEM PROTESTANTA Nilaza manko ireo mpahay lalàna fa hoe fanahy maloto no ao amin’i Jesoa. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nilaza manko ireo mpahay lalàna fa hoe fanahy maloto no ao amin’i Jesoa. Baiboly Protestanta Malagasy satria ny olona nanao hoe: Azom-panahy maloto Izy. Malagasy Bible satria ny olona nanao hoe: Azom-panahy maloto Izy. La Bible en Malgache Ny olona mantsy dia niteny hoe: Azom-panahy maloto Izy. |
Ny mpanora-dalàna izay nidina avy tany Jerosalema kosa nanao hoe: «Efa azon’i Belzeboba Izy, ary ny filohan’ny demony no androahany ny demony.»
fa izay hiteny ratsy ny Fanahy Masina no tsy hahazo famelan-keloka na oviana na oviana, fa manam-pahotana mandrakizay.»
Ary tonga ny reniny sy ny rahalahiny, nijanona teo alatrano, ka naniraka nampiantso Azy.
Ny maro tamin’ireo moa nanao hoe: «Manana demony Izy sady very saina, ka nahoana no mihaino Azy ianareo?»