Dia niely eran’i Siria manontolo ny lazany, ka nentin’ny olona tany aminy ny marary rehetra izay azon’ny aretina sy ny fijaliana samihafa, dia ny mararin-javatra, ny mararin’ny androbe, ny malemy, ka nositraniny ireny.
Marka 2:3 - Baiboly Katolika Tamin’izay dia nisy nanatona Azy nitondra lehilahy malemy anankiray, izay nolanjain’olona efa-dahy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nisy nanatona nitondra lehilahy malemy ho eo Aminy, marary izay nolanjain’olona efa-dahy. DIEM PROTESTANTA Dia nisy olona tamy, nitondra lehilahy malemy nolanjain’olona efa-dahy hankeo amin’i Jesoa. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nisy olona tamy, nitondra lehilahy malemy nolanjain’olona efa-dahy hankeo amin’i Jesoa. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nisy nanatona nitondra ny anankiray mararin’ny paralysisa ho eo aminy, izay nolanjain’efa-dahy. Malagasy Bible Ary nisy nanatona nitondra ny anankiray mararin'ny paralysisa ho eo aminy, izay nolanjain'efa-dahy. La Bible en Malgache Dia nisy nanatona nitondra lehilahy malemy ho eo Aminy, marary izay nolanjain’olona efa-dahy. |