Nangoraka azy i Jesoa ka naninjitra ny tanany, dia nanendry azy sy nanao taminy hoe: «Mety Aho, madiova ianao.»
Marka 2:11 - Baiboly Katolika Mitsangàna, batao ny fandrianao, ary modia any an-tranonao.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Lazaiko aminao: Mitsangàna, batao ny fandriananao ka modia any an-tranonao. DIEM PROTESTANTA –Mandidy anao aho, mitsangàna, batao ny fandrianao ka modia any an-tranonao! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara –Mandidy anao aho, mitsangàna, batao ny fandrianao ka modia any an-tranonao! Baiboly Protestanta Malagasy Mitsangàna, betao ny fandrianao, ka modia any an-tranonao. Malagasy Bible Mitsangàna, betao ny fandrianao, ka modia any an-tranonao. La Bible en Malgache Lazaiko aminao: Mitsangàna, batao ny fandriananao ka modia any an-tranonao. |
Nangoraka azy i Jesoa ka naninjitra ny tanany, dia nanendry azy sy nanao taminy hoe: «Mety Aho, madiova ianao.»
Ary mba ho fantatrareo fa ny Zanak’olona manam-pahefana etỳ an-tany hanafaka ny fahotana, dia izao no lazaiko aminao, hoy Izy tamin’ilay malemy:
Dia nitsangana niaraka tamin’izay izy ka nibata ny fandriany, ary lasa nody teo imason’ny olona rehetra; hany ka talanjona izy rehetra sady nankalaza an’Andriamanitra nanao hoe: «Tsy mbola nahita tahaka izany izahay.»
Hanao ahoana ianareo, raha mahita ny Zanak’olona miakatra any amin’izay nitoerany taloha.