ary naleviny tao amin’ny fasana vaovao nolavahana tamin’ny vatolampy, izay nampanaoviny ho an’ny tenany. Nony nakodiany ny vato makadiry tamin’ny varavaram-pasana, dia lasa izy.
Marka 16:4 - Baiboly Katolika Kanjo nony nitraka izy, dia tazany ny vato, fa lehibe dia lehibe, ka indro efa voakodia izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa nony nitraka izy ireo dia indro, hitany fa efa voakodia niala ny vato, nefa lehibe ilay vato. DIEM PROTESTANTA Kanjo nony nitraka izy telo vavy, dia tazany ny vato satria goavambe ary hitany efa voakodia. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Kanjo nony nitraka izy telo vavy, dia tazany ny vato satria goavambe ary hitany efa voakodia. Baiboly Protestanta Malagasy Fa nony nitraka izy, dia, indro, hitany fa efa voakodia niala ny vato; fa lehibe dia lehibe ny vato. Malagasy Bible Fa nony nitraka izy, dia, indro, hitany fa efa voakodia niala ny vato; fa lehibe dia lehibe ny vato. La Bible en Malgache Fa nony nitraka izy ireo dia indro, hitany fa efa voakodia niala ny vato, nefa lehibe ilay vato. |
ary naleviny tao amin’ny fasana vaovao nolavahana tamin’ny vatolampy, izay nampanaoviny ho an’ny tenany. Nony nakodiany ny vato makadiry tamin’ny varavaram-pasana, dia lasa izy.
Nony nandeha izy ireo, dia sady nasiany tombokase ny vato no nametrahany mpiambina teo, mba hahazoany antoka marina ny amin’ny fasana.
Ary izy nifampilaza hoe: «Iza re no hasaintsika manakodia ny vato amin’ny varavaram-pasana e?»
Nony niditra tao am-pasana izy, dia nahita tovolahy iray niakanjo fotsy nipetraka teo an-kavanam-pasana, ka taitra.
Ary tamin’ny andro voalohan’ny herinandro, dia lasa maraina koa mbola maizina nankany amin’ny fasana i Madelenina, ka nahita fa voaesotra tamin’ny fasana ny vato.