fa nihamaizina ny masoandro; ary rovitra nisasaka roa ny efitra lamba tao amin’ny Tempoly.
Marka 15:38 - Baiboly Katolika Ary rovitra nisasaka roa hatrany ambony ka hatrany ambany ny efitra lamba tao amin’ny Tempoly. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny efitra lamba tao amin’ny tempoly dia triatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany. DIEM PROTESTANTA Ary nitriatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany ny efitra lamba tao amin’ny Toeramasina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nitriatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany ny efitra lamba tao amin’ny Toeramasina. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny efitra lamba tao amin’ny tempoly dia triatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany. Malagasy Bible Ary ny efitra lamba tao amin'ny tempoly dia triatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany. La Bible en Malgache Ary ny efitra lamba tao amin’ny tempoly dia triatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany. |
fa nihamaizina ny masoandro; ary rovitra nisasaka roa ny efitra lamba tao amin’ny Tempoly.
Izy io moa no tanantsika mova tsy vato fantsiky ny aina sady mafy no tsy mihetsika, ary miditra any anatin’ny efitra lamba,