Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Marka 15:31 - Baiboly Katolika

Ny lohandohan’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna dia naneso Azy toy izany koa, fa izao no resany eo: «Ny sasany novonjeny, fa ny Tenany kosa tsy hainy vonjena.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ary toy izany koa no faneson’ireo lehiben’ny mpisorona, fa niresaka izy ireo sy ny mpanoradalàna hoe: Namonjy ny sasany Izy fa ny tenany dia tsy hainy vonjena.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Naneso Azy toy izany koa ireo lohandoha-mpisorona mbamin’ny mpahay lalàna ka nifampilaza hoe: –Namonjy olon-kafa Izy, fa ny tenany tsy hainy vonjena!

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Naneso Azy toy izany koa ireo lohandoha-mpisorona mbamin’ny mpahay lalàna ka nifampilaza hoe: –Namonjy olon-kafa Izy, fa ny tenany tsy hainy vonjena!

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary toy izany koa no faneson’ny lohan’ny mpisorona, fa niresaka izy sy ny mpanora-dalàna nanao hoe: Namonjy ny sasany Izy, fa ny tenany tsy hainy vonjena.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary toy izany koa no faneson'ny lohan'ny mpisorona, fa niresaka izy sy ny mpanora-dalàna nanao hoe: Namonjy ny sasany Izy, fa ny tenany tsy hainy vonjena.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ary toy izany koa no faneson’ireo lehiben’ny mpisorona, fa niresaka izy ireo sy ny mpanoradalàna hoe: Namonjy ny sasany Izy fa ny tenany dia tsy hainy vonjena.

Jereo ny toko



Marka 15:31
8 Rohy Ifampitohizana  

Vonjeo ilay ity ny Tenan’Ialahy, ka mialà amin’ny Hazofijaliana!»