ary izay manevateva ny Anaran’i Iaveh, dia hohelohin-ko faty, ka hitora-bato azy ny fiangonana rehetra. Na vahiny, na tompon-tany, rehefa manevateva ny Anarana masina, dia ho faty.
Marka 14:64 - Baiboly Katolika Efa renareo teo ny nitenenany ratsy an’Andriamanitra, ka ahoana no hevitrareo?» Dia nataon’izy rehetra fa mendrika ho faty Izy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Efa renareo ny fitenenan-dratsy ka ahoana ny hevitrareo? Dia nanameloka Azy ho mendrika ho faty izy rehetra. DIEM PROTESTANTA Renareo teo ny fanevatevàny an’Andriamanitra, ka ahoana ianareo amin’izany? Dia samy nanameloka an’i Jesoa izy rehetra ka nilaza fa mendrika Azy ny ho faty. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Renareo teo ny fanevatevàny an’Andriamanitra, ka ahoana ianareo amin’izany? Dia samy nanameloka an’i Jesoa izy rehetra ka nilaza fa mendrika Azy ny ho faty. Baiboly Protestanta Malagasy Efa renareo ny fitenenany ratsy; ahoana no hevitrareo? Dia nataon’izy rehetra fa mendrika ho faty Izy. Malagasy Bible Efa renareo ny fitenenany ratsy; ahoana no hevitrareo? Dia nataon'izy rehetra fa miendrika ho faty Izy. La Bible en Malgache Efa renareo ny fitenenan-dratsy ka ahoana ny hevitrareo? Dia nanameloka Azy ho mendrika ho faty izy rehetra. |
ary izay manevateva ny Anaran’i Iaveh, dia hohelohin-ko faty, ka hitora-bato azy ny fiangonana rehetra. Na vahiny, na tompon-tany, rehefa manevateva ny Anarana masina, dia ho faty.
Ka hoy izy ireo: «Inona indray no ilàntsika vavolombelona? Tenantsika no nandre tamin’ny vavany.»
Dia hoy ny Jody namaly azy: «Manana lalàna izahay, ary araka ny lalànay dia tsy maintsy hovonoina Izy, satria nanao ny Tenany ho Zanak’Andriamanitra.»
Izay indray vao mainka nitady hamono Azy ny Jody, satria sady tsy nitandrina ny sabata Izy no nilaza fa rainy Andriamanitra, ka nanao ny Tenany ho mitovy amin’Andriamanitra. Dia notohizin’i Jesoa indray ny teniny, ka hoy Izy tamin’izy ireo: