Ka nosamborin-dravehivavy tamin’ny lambany izy, nataony hoe: «Avia handry amiko.» Navelan’i Josefa teo an-tanany anefa ny lambany, ka nandositra tany alatrano izy.
Marka 14:52 - Baiboly Katolika dia nariany ny lambany, ka lasa nandositra niboridana izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia navelany teny amin’ireo mpisambotra azy ny lambany hariry madinika ka nandositra nitanjaka izy. DIEM PROTESTANTA fa nafoin’ilay zatovo ny akanjony ka lasa izy nandositra niboridana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara fa nafoin’ilay zatovo ny akanjony ka lasa izy nandositra niboridana. Baiboly Protestanta Malagasy Dia navelany teny aminy ny lambany hariry madinika, ka nandositra nitanjaka izy. Malagasy Bible Dia navelany teny aminy ny lambany hariry madinika, ka nandositra nitanjaka izy. La Bible en Malgache Dia navelany teny amin’ireo mpisambotra azy ny lambany hariry madinika ka nandositra nitanjaka izy. |
Ka nosamborin-dravehivavy tamin’ny lambany izy, nataony hoe: «Avia handry amiko.» Navelan’i Josefa teo an-tanany anefa ny lambany, ka nandositra tany alatrano izy.
Fa hoy ny navalin’i Satana an’i Iaveh: «Hoditra fefin’ny hoditra! Izay ananan’ny olona dia atolony ho fefin’ny ainy avokoa.
Ary nisy tovolahy anankiray nanaraka Azy, lamba fotsiny no teny an-kodiny, nosamborin’ireo koa;
Ary i Jesoa nentin’izy ireo ho any amin’ny lehiben’ny mpisorona izay nivorian’ny lohandohan’ny mpisorona rehetra sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona.