Marka 14:42 - Baiboly Katolika Mitsangàna ianareo, andeha isika: indro efa akaiky ilay hamadika Ahy.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Mitsangàna, andeha isika; fa indro, efa manakaiky ilay manolotra Ahy. DIEM PROTESTANTA Mitsangàna, andao isika handeha! Indro efa akaiky ilay hanolotra Ahy! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Mitsangàna, andao isika handeha! Indro efa akaiky ilay hanolotra Ahy! Baiboly Protestanta Malagasy Mitsangàna, andeha isika; indro fa efa akaiky ilay mamadika Ahy. Malagasy Bible Mitsangàna, andeha isika; indro fa efa akaiky ilay mamadika Ahy. La Bible en Malgache Mitsangàna, andeha isika; fa indro, efa manakaiky ilay manolotra Ahy. |
Ary niverina fanintelony Izy, ka nanao taminy hoe: «Matoria amin’izao ianareo, ary mialà sasatra. - Aoka izay; tonga ny fotoana: indro hatolotra eo an-tanan’ny mpanota ny Zanak’olona.
Niaraka tamin’izay raha mbola niteny Izy, dia tamy i Jodasy IsKariota isan’izy roa ambin’ny folo lahy, mbamin’ny vahoaka be nitondra sabatra sy langilangy, nirahin’ny lohandohan’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona.