Marka 14:19 - Baiboly Katolika Dia nalahelo izy ireo, ka samy nanontany Azy tsirairay hoe: «Izaho va izany?» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nalahelo izy ireo ka nanomboka nanontany an’i Jesosy ny tsirairay hoe: Izaho va izany? DIEM PROTESTANTA Nalahelo ny mpianatra ka nanomboka niteny tsirairay tamin’i Jesoa hoe: –Tsy izaho manko izany! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nalahelo ny mpianatra ka nanomboka niteny tsirairay tamin’i Jesoa hoe: –Tsy izaho manko izany! Baiboly Protestanta Malagasy Dia nalahelo izy, ka samy nanontany Azy tsirairay hoe: Izaho va izany? Malagasy Bible Dia nalahelo izy, ka samy nanontany Azy tsirairay hoe: Izaho va izany? La Bible en Malgache Dia nalahelo izy ireo ka nanomboka nanontany an’i Jesosy ny tsirairay hoe: Izaho va izany? |
Ary raha nipetraka nihinana izy, dia hoy i Jesoa: «Lazaiko marina aminareo fa hamadika Ahy ny anankiray aminareo izay miara-mihinana amiko.»
Ary hoy Izy taminy: «Ny anankiray aminareo roa ambin’ny folo lahy, izay miara-mandray amiko amin’ny tanany ao an-dovia.