Fa na dia olom-pehezina aza aho, mba mifehy miaramila ihany koa, ka raha lazaiko amin’ny iray hoe: Andeha ianao, dia mandeha izy; ary amin’ny anankiray: Avia ianao, dia avy izy; ary amin’ny ankiziko: Ataovy izao, dia manao izy.»
Marka 14:13 - Baiboly Katolika Dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianany Izy ka nilazany hoe: «Mankanesa any an-tanàna, ary hifanena amin’ny lehilahy iray mitondra siny feno rano ianareo, ka manaraha azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianany Izy ka niteny taminy hoe: Mankanesa any an-tanàna, ary hisy lehilahy mitondra siny feno rano hifanena aminareo; dia manaraha azy. DIEM PROTESTANTA Dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianany i Jesoa ka nanao taminy hoe: –Mandehana mankany an-tanàna, fa hisy lehilahy mitondra siny feno rano hifanena aminareo, dia iny arahina; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianany i Jesoa ka nanao taminy hoe: –Mandehana mankany an-tanàna, fa hisy lehilahy mitondra siny feno rano hifanena aminareo, dia iny arahina; Baiboly Protestanta Malagasy Dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianany Izy ka nanao taminy hoe: Mankanesa any an-tanàna, ary hisy lehilahy mitondra siny feno rano hifanena aminareo; dia manaraha azy. Malagasy Bible Dia naniraka roa lahy tamin'ny mpianany Izy ka nanao taminy hoe: Mankanesa any an-tanàna, ary hisy lehilahy mitondra siny feno rano hifanena aminareo; dia manaraha azy. La Bible en Malgache Dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianany Izy ka niteny taminy hoe: Mankanesa any an-tanàna, ary hisy lehilahy mitondra siny feno rano hifanena aminareo; dia manaraha azy. |
Fa na dia olom-pehezina aza aho, mba mifehy miaramila ihany koa, ka raha lazaiko amin’ny iray hoe: Andeha ianao, dia mandeha izy; ary amin’ny anankiray: Avia ianao, dia avy izy; ary amin’ny ankiziko: Ataovy izao, dia manao izy.»
Ary tamin’ny andro voalohan’ny Azima izay fanomanana ny Paka, dia nilaza tamin’i Jesoa ny mpianany nanao hoe: «Aiza no tianao halehanay hamboaranay ny hihinananao ny Paka?»
Dia lazao amin’ny tompon’ny trano izay hidirany hoe: ‹Izao no asain’ny Mpampianatra lazaina aminao: Aiza ny efitrano hiarahako mihinana ny Paka amin’ny mpianatro?›
Tsy misy zava-boaary miafina eo anatrehan’Andriamanitra, fa mihanjahanja sy miharihary eo imason’Izy hampamoaka antsika ny zavatra rehetra.
ary ankehitriny, efa tonga amin’izay fanaperana Izy, ka tonga fototry ny famonjena mandrakizay ho an’izay manaiky Azy,