ka nilazany hoe: «Mankanesa amin’itsy vohitra tandrifinareo itsy, ary rehefa mby ao ianareo dia hahita ampondra vavy mifatotra sy ny zanany eo aminy: vahao izy dia ento atỳ amiko;
Marka 11:5 - Baiboly Katolika Ary ny sasany tamin’ny olona teo nanao taminy hoe: «Ahoana no amahanareo io zanak’ampondra io?» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny olona sasany teo dia niteny tamin’izy ireo hoe: Nahoana no vahanareo ny zana-boriky? DIEM PROTESTANTA Fa ny sasany tamin’ny olona nijoro teo nanontany azy roa lahy hoe: –Hataonareo inona no vahanareo ity zana-boriky? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa ny sasany tamin’ny olona nijoro teo nanontany azy roa lahy hoe: –Hataonareo inona no vahanareo ity zana-boriky? Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny olona sasany teo nanao taminy hoe: Ahoana no amahanareo ny zana-boriky? Malagasy Bible Ary ny olona sasany teo nanao taminy hoe: Ahoana no amahanareo ny zana-boriky? La Bible en Malgache Ary ny olona sasany teo dia niteny tamin’izy ireo hoe: Nahoana no vahanareo ny zana-boriky? |
ka nilazany hoe: «Mankanesa amin’itsy vohitra tandrifinareo itsy, ary rehefa mby ao ianareo dia hahita ampondra vavy mifatotra sy ny zanany eo aminy: vahao izy dia ento atỳ amiko;
Dia nandeha izy ireo ka nahita zanak’ampondra mifatotra teo alatrano anilan’ny varavarana, teo an-tsampanan-dalana, dia novahany.