Havoakany ho any ivelan’ny toby ny ombalahy, dia hodorany toy ilay ombalahy voalohany teo. Izany no sorona noho ny otan’ny fiangonana.
Levitikosy 9:11 - Baiboly Katolika Fa ny nofony aman-kodiny kosa, nodorany tamin’ny afo tany ivelan’ny toby. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 nodorany tamin’ny afo teny ivelan’ny toby kosa ny hena sy ny hoditra. DIEM PROTESTANTA fa ny hena sy ny hoditra kosa nodorany tamin’ny afo teny ivelan’ny toby. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara fa ny hena sy ny hoditra kosa nodorany tamin’ny afo teny ivelan’ny toby. Baiboly Protestanta Malagasy ary ny hena sy ny hoditra dia nodorany tamin’ny afo teny ivelan’ny toby. Malagasy Bible ary ny hena sy ny hoditra dia nodorany tamin'ny afo teny ivelan'ny toby. La Bible en Malgache nodorany tamin’ny afo teny ivelan’ny toby kosa ny hena sy ny hoditra. |
Havoakany ho any ivelan’ny toby ny ombalahy, dia hodorany toy ilay ombalahy voalohany teo. Izany no sorona noho ny otan’ny fiangonana.
Fa ny tenan’ny ombalahy kosa, ny hodiny, ny nofony, ary ny tain-drorohany, dia nodorany tany ivelan’ny toby, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Nodorany hanetona teo ambonin’ny ôtely ny saborany, ny voany, ny saboran’atiny, tamin’ny sorona noho ny ota, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.
Novonoiny koa ny sorona dorana ka nony natolotr’ireo zanak’i Aarôna azy ny ra, dia naidiny manodidina ny ôtely.