Levitikosy 7:19 - Baiboly Katolika
Tsy fihinana ny hena nikasi-java-maloto, fa hodorana amin’ny afo. Fa ny henan’ny sorom-pihavanana, samy mahazo mihinana amin’izany izay madio rehetra.
Jereo ny toko
Tsy hohanina ny hena izay mikasika zava-maloto fa hodorana amin’ny afo; ary ny amin’ny hena, dia izay madio rehetra no mahazo mihinana azy;
Jereo ny toko
Raha nikasika zava-maloto ara-pivavahana koa izany henan’ny sorom-pihavanana izany, dia tsy tokony hohanina fa hodorana. «Ny amin’ny henan’ny sorom-pihavanana dia izay olona madio rehetra no mahazo mihinana azy;

Ary na ny hena izay mikasika zava-maloto aza dia tsy hohanina, fa hodorana amin’ny afo; ary ny amin’ny hena, dia izay madio rehetra no mahazo mihinana azy;
Jereo ny toko
Ary na ny hena izay mikasika zava-maloto aza dia tsy hohanina, fa hodorana amin'ny afo; ary ny amin'ny hena, dia izay madio rehetra no mahazo mihinana azy;
Jereo ny toko
Tsy hohanina ny hena izay mikasika zava-maloto fa hodorana amin’ny afo; ary ny amin’ny hena, dia izay madio rehetra no mahazo mihinana azy;
Jereo ny toko