Alaovy avokoa ny sabora safodrorohany, ny saron’atiny, ny voany roa mbamin’ny fonom-boany, ka indray dory hanetona eo ambony ôtely.
Levitikosy 4:9 - Baiboly Katolika ny voany roa sy ny fonom-boany izay miraikitra amin’ny faritry ny voany, ary ny saron’atiny izay hoendahany eo akaikin’ny voany, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny voany roa mbamin’ny jabora mandrakotra azy, izay rehetra eo amin’ny takibany ary ny ila atiny lehibe. Hataony indray manala amin’ny voany no fakany izany, DIEM PROTESTANTA ny voany roa mbamin’ny jabora izay miraikitra amin’ny voany sy amin’ny takibany, ary koa ny ila-atiny izay hataony indray manala amin’ny voany: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny voany roa mbamin’ny jabora izay miraikitra amin’ny voany sy amin’ny takibany, ary koa ny ila-atiny izay hataony indray manala amin’ny voany: Baiboly Protestanta Malagasy ary ny voany roa mbamin’ny fonom-boany, izay eo amin’ny takibany, sy ny ila-atiny lehibe; hataony indray manala amin’ny voany no fanaisony izany, Malagasy Bible ary ny voany roa mbamin'ny fonom-boany, izay eo amin'ny takibany, sy ny ila-atiny lehibe;'hataony indray manala amin'ny voany no fanaisony izany, La Bible en Malgache ny voany roa mbamin’ny jabora mandrakotra azy, izay rehetra eo amin’ny takibany ary ny ila atiny lehibe. Hataony indray manala amin’ny voany no fakany izany, |
Alaovy avokoa ny sabora safodrorohany, ny saron’atiny, ny voany roa mbamin’ny fonom-boany, ka indray dory hanetona eo ambony ôtely.
ny voany roa mbamin’ny fonom-boany, izay miraikitra amin’ny faritry ny voany, ny saron’atiny izay hoendahany ao akaikin’ny voany.
toy ny fanalana izany amin’ny ombalahy atao sorom-pihavanana, hodorany izany hanetona eo ambonin’ny ôtely fanaovan-tsorona dorana.