Tahaka ny halaviran’ny atsinanana amin’ny andrefana, no halaviran’ny anesorany amintsika ny hadisoantsika.
Levitikosy 4:11 - Baiboly Katolika Fa ny hoditry ny ombalahy, ny henany rehetra, mbamin’ny lohany, ny tongony, ny taovany, ny tain-drorohany, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa ny hoditry ny vantotra ombilahy sy ny henany rehetra mbamin’ny lohany, ny tongony, ny taovany ary ny tain-drorohany, DIEM PROTESTANTA Fa ny hoditry ny ombalahy sy ny henany rehetra mbamin’ny lohany sy ny tongony ary ny taovany sy ny dikin-drorohany, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa ny hoditry ny ombalahy sy ny henany rehetra mbamin’ny lohany sy ny tongony ary ny taovany sy ny dikin-drorohany, Baiboly Protestanta Malagasy Fa ny hoditry ny vantotr’ombilahy sy ny henany rehetra mbamin’ny lohany sy ny tongony ary ny taovany sy ny tain-drorohany, Malagasy Bible Fa ny hoditry ny vantotr'ombilahy sy ny henany rehetra mbamin'ny lohany sy ny tongony ary ny taovany sy ny tain-drorohany, La Bible en Malgache Fa ny hoditry ny vantotra ombilahy sy ny henany rehetra mbamin’ny lohany, ny tongony, ny taovany ary ny tain-drorohany, |
Tahaka ny halaviran’ny atsinanana amin’ny andrefana, no halaviran’ny anesorany amintsika ny hadisoantsika.
Fa ny nofon’ny ombalahy kosa mbamin’ny hodiny sy ny tain-drorohany, dory amin’ny afo any ivelan’ny toby; sorona noho ny ota izany.»
Ary ny ombalahy noho ny ota sy ny osy lahy noho ny ota, izay nentin-dra tao amin’ny fitoerana masina hanaovana ny fanonerana dia hoenti-mivoaka any ivelan’ny toby, dia hodorany amin’ny afo ny hodiny, ny tenany ary ny tain-drorohany.
toy ny fanalana izany amin’ny ombalahy atao sorom-pihavanana, hodorany izany hanetona eo ambonin’ny ôtely fanaovan-tsorona dorana.
Havoakany ho any ivelan’ny toby ny ombalahy, dia hodorany toy ilay ombalahy voalohany teo. Izany no sorona noho ny otan’ny fiangonana.
Hatolotrareo an’i Eleazara mpisorona izany, dia hasainy avoaka ny toby, ary hovonoina eo anatrehany.
Dia hodorana eo imasony ilay omby, hodorana ny hodiny, ny nofony, ny rany, mbamin’ny tain-drorohany.