Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Levitikosy 21:3 - Baiboly Katolika

ary ny anabaviny, virjiny miray trano aminy fa mbola tsy manam-bady; raha izy io no maty dia mahazo mandoto tena izy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

ary amin’ny fatin’ny anabaviny mbola virijiny izay havany akaiky satria mbola tsy manambady, no ahazoany mandoto ny tenany.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Ny amin’ny anabaviny, izay mpitovo ka mbola havany akaiky tokoa satria tsy mba nanambady, dia mahazo mandoto tena ny mpisorona amin’ny fikasihana ny fatiny.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ny amin’ny anabaviny, izay mpitovo ka mbola havany akaiky tokoa satria tsy mba nanambady, dia mahazo mandoto tena ny mpisorona amin’ny fikasihana ny fatiny.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ary amin’ny fatin’ny anabaviny, izay tahaka ny tenany ihany koa sady tsy mbola manam-bady fa virijina, no ahazoany mandoto ny tenany.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ary amin'ny fatin'ny anabaviny, izay tahaka ny tenany ihany koa sady tsy mbola manam-bady fa virijina, no ahazoany mandoto ny tenany.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

ary amin’ny fatin’ny anabaviny mbola virijiny izay havany akaiky satria mbola tsy manambady, no ahazoany mandoto ny tenany.

Jereo ny toko



Levitikosy 21:3
3 Rohy Ifampitohizana  

afa-tsy amin’ny havany miray ra aminy, ny reniny, ny rainy, ny zanany lahy, ny zanany vavy, ny rahalahiny,


Filohany amin’ny fireneny izy ka tsy handoto tena na hanamavo ny fiamboniany.


Tsy hihinana ny navahana tamin’ny zava-masina ny zanaka vavin’ny mpisorona, nanambady olon-kafa.