Dia hoy izy tamin’ny mpanjaka: «Izao no lazain’i Iaveh: Noho ianao nandefa teo am-pelatananao ny olona nasaiko natao anatema, dia ny ainao no hisolo ny ainy, ary ny vahoakanao no hisolo ny vahoakany.»
Levitikosy 20:4 - Baiboly Katolika Na mody tsy mahita izany olona izany aza ny vahoaka, amin’ny anolorany ny zanany ho an’i Môlôka, ka tsy mamono azy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa raha mody tsy mahita io olona manolotra ny zanany ho an’i Moloka io ny vahoaka mba tsy hahafaty azy DIEM PROTESTANTA Raha mody tsy mahita izany olona izany ny mponina tompontany mba tsy hahafaty azy noho ny zanany natolony tamin’i Môlôka, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Raha mody tsy mahita izany olona izany ny mponina tompontany mba tsy hahafaty azy noho ny zanany natolony tamin’i Môlôka, Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha mody tsy mahita izany olona izany ny vahoaka mba tsy hahafaty azy, raha anolorany ho an’i Moloka ny zanany, Malagasy Bible Ary raha mody tsy mahita izany olona izany ny vahoaka mba tsy hahafaty azy, raha anolorany ho an'i Moloka ny zanany, La Bible en Malgache Fa raha mody tsy mahita io olona manolotra ny zanany ho an’i Moloka io ny vahoaka mba tsy hahafaty azy |
Dia hoy izy tamin’ny mpanjaka: «Izao no lazain’i Iaveh: Noho ianao nandefa teo am-pelatananao ny olona nasaiko natao anatema, dia ny ainao no hisolo ny ainy, ary ny vahoakanao no hisolo ny vahoakany.»
Ary hanandrina izany olona izany ny Tavako, ka hofongorako amin’ny fireneny izy, fa nanolotra ny iray amin’ny zanany ho an’i Môlôka, handoto ny fitoerako masina, sy hanavetaveta ny Anarako.
dia hanandrina izany olona izany mbamin’ny fianakaviany ny Tavako, ka hofongorako amin’ny fireneny izy mbamin’izay rehetra mivadika amiko toa azy ka mitolo-tena hanompo an’i Môlôka.
Tsy nahoan’Andriamanitra ny andron’ny tsy fahalalana fahizany; fa asainy mibebaka daholo kosa ankehitriny ny olona rehetra amin’izao tontolo izao.
dia aza mety hotaominy na mihaino azy, aza miantra maso azy, na mitsitsy azy, na manarontsarona azy,
Ka tsy natahotra ny fahavalony ny zanak’i Israely fa niamboho teo anoloan’ny fahavalony izy, satria tonga anatema. Tsy homba anareo intsony Aho amin’ny sisa, raha tsy esorinareo hiala aminareo ny anatema.
Manan-teny kely aminao anefa Aho, fa ao aminao dia misy mitana ny fampianaran’i Balaama, izay nanome fo an’i Balàka hanisy fanafintohinana eo anoloan’ny zanak’i Israely, mba hitarika azy hihinan-kena naterina tamin’ny sampy sy hijangajanga.