ka rehefa hitan’ny mpisorona ny nofony mihena velona, dia holazainy hoe maloto izy, dia habokana izany.
Levitikosy 13:16 - Baiboly Katolika Raha miova ka manjary fotsy ny nofo mihena velona, dia ho any amin’ny mpisorona izy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Raha miova ilay nofo miseho ka tonga fotsy dia hankeo amin’ny mpisorona izy; DIEM PROTESTANTA Raha niova kosa ny nofo mangenahena ka tonga fotsy, dia hankeo amin’ny mpisorona indray ilay olona; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Raha niova kosa ny nofo mangenahena ka tonga fotsy, dia hankeo amin’ny mpisorona indray ilay olona; Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha miova ny nofo mangenahena ka tonga fotsy, dia hankeo amin’ny mpisorona izy; Malagasy Bible Ary raha miova ny nofo mangenahena ka tonga fotsy, dia hankeo amin'ny Mpisorona izy; La Bible en Malgache Raha miova ilay nofo miseho ka tonga fotsy dia hankeo amin’ny mpisorona izy; |
ka rehefa hitan’ny mpisorona ny nofony mihena velona, dia holazainy hoe maloto izy, dia habokana izany.
ka hozahan’ny mpisorona, ary raha nanjary fotsy ny fery, dia holazain’ny mpisorona hoe madio ilay marary; madio izy.»
Raha tao amin’ny tanàna anankiray Izy, dia indro nisy lehilahy rakotry ny habokana nahita Azy, niankohoka nitaraina taminy nanao hoe: «Tompoko, raha mety Ianao, mahay manadio ahy.»