Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Levitikosy 11:18 - Baiboly Katolika

ny gisabe, ny pelikano, ny zipaety,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

ny ibisy sy ny sama, ny vaotoro madinika,

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

ny gisabe, ny sama, ny arosy,

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

ny gisabe, ny sama, ny arosy,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ary ny ibisa sy ny sama ary ny voltora madinika

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ary ny ibisa sy ny sama ary ny voltora madinika

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

ny ibisy sy ny sama, ny vaotoro madinika,

Jereo ny toko



Levitikosy 11:18
4 Rohy Ifampitohizana  

«Amin’ny vorona kosa, dia ireto no ho zava-betaveta ho anareo ka tsy hohanina, fa zava-betaveta:


ny vorondolo, ny manarana, ny vorondolobe,


ny vanobe, ny vano isan-karazany; ny lavasanga, ny ramanavy.»


ny pelikano, ny manarana, ny vivỳ,