Levitikosy 11:16 - Baiboly Katolika ny aostritsa, ny tararaka, ny vorondriaka, ny hitsikitsika isan-karazany, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny aotirisy, ny tararaka, ny vorondriaka sy ny hitsikitsika isan-karazany, DIEM PROTESTANTA ny aostritsa, ny tararaka, ny vorondriaka, ny hitsikitsika isan-karazany, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny aostritsa, ny tararaka, ny vorondriaka, ny hitsikitsika isan-karazany, Baiboly Protestanta Malagasy ary ny ostritsa sy ny tararaka sy ny vorondriaka sy ny hitsikitsika, isan-karazany, Malagasy Bible ary ny ostritsa sy ny tararaka sy ny vorondriaka sy ny hitsikitsika, isan-karazany, La Bible en Malgache ny aotirisy, ny tararaka, ny vorondriaka sy ny hitsikitsika isan-karazany, |
Niantso tamin’ny feo mahery izy, nanao hoe: «Rava, rava i Babilôna lehibe, ka tonga fonenan’ny demony, sy fitoeran’ny fanahy maloto rehetra, ary fieren’ny vorona maloto halan’ny olona rehetra!