Levitikosy 1:6 - Baiboly Katolika Endahana ny sorona dorana dia raisina ho didiny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hendahiny ny hoditry ny fanatitra dorana manontolo ka horasainy tsara. DIEM PROTESTANTA Izay mpanolotra no hanenda-koditra ilay omby sy hanao rasa vaventy azy; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izay mpanolotra no hanenda-koditra ilay omby sy hanao rasa vaventy azy; Baiboly Protestanta Malagasy ary hohodirany ny fanatitra dorana, dia horasainy tsara. Malagasy Bible ary hohodirany ny fanatitra dorana, dia horasainy tsara. La Bible en Malgache Hendahiny ny hoditry ny fanatitra dorana manontolo ka horasainy tsara. |
dia nalahany ny kitay hazo, noraisiny ny ombalahy, ka napetrany teo ambony kitay hazo.
Nisy farango vodivoam-pelatanana ny habeny, naompana teny amin’ny rindrina manodidina; ary ny hena atao sorona, dia tsy maintsy napetraka teo ambony latabatra.
Ary hanisy afo eo ambony ôtely ny zanak’i Aarôna mpisorona sy hanohoka kitay hazo eo ambonin’ny afo;
Ny mpisorona manolotra ny sorona dorana avy amin’ny olona, dia hanana ny hoditry ny zavatra natao sorona dorana avy aminy.