«Maniraha olona hisafo ny tany Kanaana, izay omeko ny zanak’i Israely. Lehilahy iray isam-pokom-pianakaviana no hirahinareo; aoka izy rehetra ho samy filohany amin’izy ireo avy.»
Josoa 3:12 - Baiboly Katolika koa ankehitriny mangalà roa ambin’ny folo lahy amin’ny fokon’i Israely, dia lehilahy iray avy isam-pokony. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Koa ankehitriny, makà lehilahy roa amby folo amin’ny fokon’ny Israely ho anareo, dia iray avy isam-poko; DIEM PROTESTANTA Koa ankehitriny, mifidiana 12 lahy eo aminareo. iray avy isaky ny foko israelita. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa ankehitriny, mifidiana 12 lahy eo aminareo. iray avy isaky ny foko israelita. Baiboly Protestanta Malagasy koa ankehitriny mangalà lehilahy roa ambin’ny folo amin’ny firenen’Isiraely ho anareo, dia iray avy isam-pirenena; Malagasy Bible koa ankehitriny mangalà lehilahy roa ambin'ny folo amin'ny firenen'Isiraely ho anareo, dia iray avy isam-pirenena; La Bible en Malgache Koa ankehitriny, makà lehilahy roa amby folo amin’ny fokon’ny Israely ho anareo, dia iray avy isam-poko; |
«Maniraha olona hisafo ny tany Kanaana, izay omeko ny zanak’i Israely. Lehilahy iray isam-pokom-pianakaviana no hirahinareo; aoka izy rehetra ho samy filohany amin’izy ireo avy.»
Ary raha vao miroboka ao anatin’ny ranon’i Jordany ny faladian-tongotry ny mpisorona mitondra ny fiaran’i Iaveh, Tompon’ny tany rehetra, dia ho tapaka ny ranon’i Jordany, ny midina avy any ambony, ka hihandrona hoatra ny antontan-javatra.»
Nanangana vato roa ambin’ny folo i Jôsoe, teo afovoan’i Jordany, teo amin’ilay toerana nijanonan’ny tongotry ny mpisorona nitondra ny fiaran’ny fanekena; ka nipetraka tao mandrak’androany izany.