Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Josoa 3:12 - Baiboly Protestanta Malagasy

12 koa ankehitriny mangalà lehilahy roa ambin’ny folo amin’ny firenen’Isiraely ho anareo, dia iray avy isam-pirenena;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Koa ankehitriny, makà lehilahy roa amby folo amin’ny fokon’ny Israely ho anareo, dia iray avy isam-poko;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

12 Koa ankehitriny, mifidiana 12 lahy eo aminareo. iray avy isaky ny foko israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Koa ankehitriny, mifidiana 12 lahy eo aminareo. iray avy isaky ny foko israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 koa ankehitriny mangalà roa ambin’ny folo lahy amin’ny fokon’i Israely, dia lehilahy iray avy isam-pokony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 koa ankehitriny mangalà lehilahy roa ambin'ny folo amin'ny firenen'Isiraely ho anareo, dia iray avy isam-pirenena;

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 3:12
5 Rohy Ifampitohizana  

Maniraha lehilahy vitsivitsy hisafo ny tany Kanana, izay omeko ho an’ny Zanak’Isiraely; dia lehilahy iray avy isam-pirazanany no hirahinareo, ka izay samy lohan’ny fireneny avy.


ary raha vao mijanona eo amin’ny rano Jordana ny faladian’ny mpisorona izay mitondra ny fiaran’ny faneken’i Jehovah, Tompon’ny tany rehetra, dia ho tapaka ny rano Jordana, dia ny rano izay midina avy any ambony, ka hijanona ho toy ny antontan-javatra.


Mangalà lehilahy roa ambin’ny folo amin’ny olona, dia iray avy isam-pirenena,


Dia nantsoin’i Josoa ny lehilahy roa ambin’ny folo, izay nofidiny tamin’ny Zanak’Isiraely, dia iray avy isam-pirenena,


Ary vato roa ambin’ny folo no natsangan’i Josoa teo Jordana, teo amin’ilay nijoroan’ny tongotry ny mpisorona izay nitondra ny fiaran’ny fanekena; ary mbola ao ihany ireny mandraka andro-any.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra