dia nony efa nandresy an’i Sehôna mpanjakan’i Amôreana, izay nonina tao Hesebona, sy i Oga mpanjakan’i Basàna, izay nonina tao Atarôta sy Edraia.
Josoa 13:10 - Baiboly Katolika ny tanàna rehetra an’i Sehôna mpanjakan’ny Amôreana, izay nanjaka tao Hesebona, hatrany amin’ny faritanin’ny taranak’i Amôna, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny tanàna rehetra izay an’i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, izay nanjaka tany Hesbona, hatrany amin’ny sisintanin’ny taranak’i Amona, DIEM PROTESTANTA dia mahazo ireo tanànan’i Sihôna, ilay mpanjaka amôrita nanjaka tao Hesbôna sy nanan-tany tafapaka hatrany amin’ny sisin-tanin’ny Hamônita; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara dia mahazo ireo tanànan’i Sihôna, ilay mpanjaka amôrita nanjaka tao Hesbôna sy nanan-tany tafapaka hatrany amin’ny sisin-tanin’ny Hamônita; Baiboly Protestanta Malagasy ary ny tanàna rehetra izay an’i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, izay nanjaka tany Hesbona, hatramin’ny fari-tanin’ny taranak’i Amona, Malagasy Bible ary ny tanàna rehetra izay an'i Sihona, mpanjakan'ny Amorita, izay nanjaka tany Hesbona, hatramin'ny faritanin'ny taranak'i Amona, La Bible en Malgache ny tanàna rehetra izay an’i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, izay nanjaka tany Hesbona, hatrany amin’ny sisintanin’ny taranak’i Amona, |
dia nony efa nandresy an’i Sehôna mpanjakan’i Amôreana, izay nonina tao Hesebona, sy i Oga mpanjakan’i Basàna, izay nonina tao Atarôta sy Edraia.
ka ho tonga any akaikin’ny taranak’i Amôna ianao, nefa aza manomboka ady aminy, na mifanditra aminy, fa tsy hanomezako ho fanananao ny tanin’ny taranak’i Amôna, na dia kely aza, satria efa nomeko ho fananan’ny taranak’i Lôta izany.
Galaada, ny faritanin’ny Gesorianina sy ny Makatianina, ny tendrombohitra Hermôna rehetra ary i Basàna rehetra hatrany Sakelà;
hatrany Arôera eo amoron’ny ranon-driaka Arnôna, sy ny tanàna eo afovoan’ny lohasaha, ny tany lemaka Medabà rehetra hatrany Dibôna,