Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Joela 4:5 - Baiboly Katolika

fa ianareo no naka ny volafotsy amam-bolamenako, ianareo no nitondra ho any an-tempolinareo ny firavako sarobidy indrindra;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

noho ny nakanareo ny volafotsiko sy ny volamenako, sy ny nitondranareo ny fananako sarobidy ho ao amin’ny tempolinareo.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Nalainareo ny volafotsiko sy ny volamenako ary ny raki-tsarobidiko ka nentinareo any amin’ny tempolinareo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nalainareo ny volafotsiko sy ny volamenako ary ny raki-tsarobidiko ka nentinareo any amin’ny tempolinareo.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Noho ny nakanareo ny volafotsiko sy ny volamenako, Sy ny nitondranareo ny zava-tsoako mahafinaritra ho ao amin’ny tempolinareo;

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

noho ny nakanareo ny volafotsiko sy ny volamenako, sy ny nitondranareo ny fananako sarobidy ho ao amin’ny tempolinareo.

Jereo ny toko



Joela 4:5
0 Rohy Ifampitohizana