Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Joela 4:3 - Baiboly Katolika

Satria nanaovany loka ny vahoakako, zaza lahy no nataony takalon’ny vehivavy janga, ary zaza vavy no namidiny divay, ka nisotro izy ireo.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

sady nanaovany antsapaka ny oloko ka zazalahy no nataony takalon’ny vehivavy janga, ary zazavavy no namidiny divay ka nosotroiny.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Nanaovany an-tsapaka ny vahoakako; ka zazalahy no namidiny ho takalona mpivarotena, ary zazavavy no namidiny hahazoana divay hosotroina.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nanaovany an-tsapaka ny vahoakako; ka zazalahy no namidiny ho takalona mpivarotena, ary zazavavy no namidiny hahazoana divay hosotroina.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Sady nanaovany loka ny oloko, Dia zazalahy no nataony takalon’ny vehivavy janga, Ary zazavavy no namidiny divay ka nosotroiny.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

sady nanaovany antsapaka ny oloko ka zazalahy no nataony takalon’ny vehivavy janga, ary zazavavy no namidiny divay ka nosotroiny.

Jereo ny toko



Joela 4:3
0 Rohy Ifampitohizana