Joela 4:21 - Baiboly Katolika Fa hosasako ny ran’izy ireo, izay mbola tsy voasasako. Dia honina ao Siôna i Iaveh. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hamaly ny ran’ny tsy manan-tsiny izay mbola tsy novaliko Aho; fa NY TOMPO monina ao Ziona. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hamaly ny ra marina izay tsy mbola novaliako Aho; Fa Jehovah monina ao Ziona. La Bible en Malgache Ary hamaly ny ran’ny tsy manan-tsiny izay mbola tsy novaliko Aho; fa NY TOMPO monina ao Ziona*. |