Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Joela 4:1 - Baiboly Katolika

Fa amin’izany andro izany, sy amin’izany fotoana izany, izay hampodiako ireo lasan-ko babo avy amin’i Jodà sy i Jerosalema,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Fa indro, amin’ireo andro ireo sy amin’izany fotoana izany, rehefa hampody an’i Joda sy hanangana an’i Jerosalema indray Aho,

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Amin’izany andro izany indrindra, hoy ny TOMPO, dia haveriko amin’ny toetrany taloha i Joda sy i Jerosalema.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Amin’izany andro izany indrindra, hoy ny TOMPO, dia haveriko amin’ny toetrany taloha i Joda sy i Jerosalema.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Fa, indro, amin’ireo andro ireo sy amin’izany fotoana izany, Raha hampodiko ny Joda sy Jerosalema avy amin’ny fahababoany,

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Fa indro, amin’ireo andro ireo sy amin’izany fotoana izany, rehefa hampody an’i Joda* sy hanangana an’i Jerosalema indray Aho,

Jereo ny toko



Joela 4:1
0 Rohy Ifampitohizana