Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Jeremia 8:23 - Baiboly Katolika

Iza no hanova ny lohako ho rano? sy ny masoko ho loharanon-dranomaso, mba hitomaniako andro aman’alina, ireo maty tamin’ny zanaka vavin’ny oloko?

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Enga anie ka ho feno rano ny lohako, ary ho loharanon-dranomaso ny masoko mba hitomaniako andro aman’alina ireo voavono amin’ny oloko zanakavavy!

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Enga anie ka ho feno rano ny lohako ary ho loharanon-dranomaso ny masoko mba hitomaniako andro aman’alina ireo maty tao amin’ny fireneko!

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Enga anie ka ho feno rano ny lohako ary ho loharanon-dranomaso ny masoko mba hitomaniako andro aman’alina ireo maty tao amin’ny fireneko!

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Enga anie ka ho rano ny lohako, Ary ho loharanon-dranomaso ny masoko, Mba hitomaniako andro aman-alina Noho ny voavono amin’ny oloko zanakavavy!

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Enga anie ka ho feno rano ny lohako, ary ho loharanon-dranomaso ny masoko mba hitomaniako andro aman’alina ireo voavono amin’ny oloko zanakavavy!

Jereo ny toko



Jeremia 8:23
0 Rohy Ifampitohizana