Nanao izay ratsy teo imason’i Iaveh i Jodà, ka nampahasaro-piaro Azy tamin’ny fahotana nataony, mihoatra noho izay nataon’ny razana.
Jeremia 52:2 - Baiboly Katolika Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh izy, nianatra izay rehetra nataon’i Jôakima. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy, araka izay rehetra fanaon’i Joiakima. DIEM PROTESTANTA Ary nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO izy tahaka izay rehetra nataon’i Jôiakima. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO izy tahaka izay rehetra nataon’i Jôiakima. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nanao izay ratsy eo imason’i Jehovah izy, araka izay rehetra nataon’i Joiakima. Malagasy Bible Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy, araka izay rehetra nataon'i Joiakima. La Bible en Malgache Ary nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy, araka izay rehetra fanaon’i Joiakima. |
Nanao izay ratsy teo imason’i Iaveh i Jodà, ka nampahasaro-piaro Azy tamin’ny fahotana nataony, mihoatra noho izay nataon’ny razana.
Manorita lalana halehan’ny sabatra ho any Rabata, renivohitry ny taranak’i Amôna, na ho any amin’i Jodà, hamely an’i Jerosalema, tanàna mimanda.