Jeremia 44:9 - Baiboly Katolika
Hadinonareo va ny heloky ny razanareo, ny heloky ny mpanjakan’i Jodà, ny heloky ny vehivavy ao Jodà, ny heloky ny tenanareo, ary ny heloky ny vadinareo, izay nataony teo amin’ny tanin’i Jodà, sy teny an-dalamben’i Jerosalema?
Jereo ny toko
Moa hadinonareo va ny ratsy nataon’ny razanareo sy ny mpanjakan’ny Joda sy ny vadiny ary ny tenanareo sy ny vadinareo, dia izay nataony tany amin’ny tanin’ny Joda sy teny amin’ny lalamben’i Jerosalema?
Jereo ny toko
Hadinonareo angaha ireo ratsy nataon’ny ray aman-dreninareo, nataon’ny mpanjaka sy ireo mpitondran’i Joda ary nataon’ny tenanareo sy ny vadinareo tao amin’ny tanin’i Joda sy teny an-dalamben’i Jerosalema?

Moa hadinonareo va ny ratsy nataon’ny razanareo sy ny mpanjakan’ny Joda sy ny vadiny ary ny tenanareo sy ny vadinareo, dia izay nataony tany amin’ny tanin’ny Joda sy teny amin’ny làlamben’i Jerosalema?
Jereo ny toko
Moa hadinonareo va ny ratsy nataon'ny razanareo sy ny mpanjakan'ny Joda sy ny vadiny ary ny tenanareo sy ny vadinareo, dia izay nataony tany amin'ny tanin'ny Joda sy teny amin'ny lalamben'i Jerosalema?