Jeremia 42:9 - Baiboly Katolika
dia nilazany hoe: Izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, izay nanirahanareo ahy hitondra eo anatrehany ny hatakareo:
Jereo ny toko
ka niteny taminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, izay nanirahanareo ahy mba hanaborahako eo anatrehany ny fifonanareo:
Jereo ny toko
ary nanao taminy hoe: –Naniraka ahy hitondra ny fangatahanareo tamin’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely ianareo, ka izao no valin-teniny:
Jereo ny toko
ary nanao taminy hoe: –Naniraka ahy hitondra ny fangatahanareo tamin’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely ianareo, ka izao no valin-teniny:
Jereo ny toko
ka nanao taminy hoe: Izao no lazain’i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Izay efa nanirahanareo ahy mba hoborahiko eo anatrehany ny fifonanareo:
Jereo ny toko
ka nanao taminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Izay efa nanirahanareo ahy mba hoborahiko eo anatrehany ny fifonanareo:
Jereo ny toko
ka niteny taminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, izay nanirahanareo ahy mba hanaborahako eo anatrehany ny fifonanareo:
Jereo ny toko