Faly ireo vahoaka rehetra teo amin’i Ismaely, nony nahita an’i Johanàna zanak’i Karea, mbamin’ny mpifehy miaramila rehetra niaraka taminy,
Jeremia 41:14 - Baiboly Katolika ka niverina nandeha nikambana tamin’i Johanàna zanak’i Karea, avokoa ny vahoaka rehetra nentin’i Ismaely ho babo avy any Masfà. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny olona rehetra izay noentin’Ismaela ho babo avy tany Mizpa dia nitodika ka niverina nanatona an’i Johanana, zanak’i Karea. DIEM PROTESTANTA Ary ny olona rehetra izay nentin’i Jismahela ho babo avy tao Mitsepà dia niverina ilalana ka nanatona an’i Jôhanàna. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary ny olona rehetra izay nentin’i Jismahela ho babo avy tao Mitsepà dia niverina ilalana ka nanatona an’i Jôhanàna. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny olona rehetra izay nentin’Isimaela ho babo avy tany Mizpa dia nitodika ka niverina nanatona an’i Johanana, zanak’i Karea. Malagasy Bible Ary ny olona rehetra izay nentin'Isimaela ho babo avy tany Mizpa dia nitodika ka niverina nanatona an'i Johanana, zanak'i Karea. La Bible en Malgache Ary ny olona rehetra izay noentin’Ismaela ho babo avy tany Mizpa dia nitodika ka niverina nanatona an’i Johanana, zanak’i Karea. |
Faly ireo vahoaka rehetra teo amin’i Ismaely, nony nahita an’i Johanàna zanak’i Karea, mbamin’ny mpifehy miaramila rehetra niaraka taminy,
Fa i Ismaely zanak’i Nataniasa no afa-nandositra teo anatrehan’i Johanàna ka nankany amin’ny taranak’i Amôna, nomban’ny olona valo lahy.
amin’ny Kananeanina atsinanana sy andrefana, amin’ny Amôreana, ny Heteanina, ny Ferezeanina, ny Jeboseanina, any an-tendrombohitra, ary amin’ny Heveanina any ambodin’i Hermôna, dia any amin’ny tany Masfà.