Jeremia 40:3 - Baiboly Katolika
Notanterahin’i Iaveh izay efa voalazany, satria nanota tamin’i Iaveh ianareo sy tsy nihaino ny feony, ka dia tonga taminareo izao zavatra izao.
Jereo ny toko
NY TOMPO no nahatonga izany ka nanatanteraka araka izay nolazainy, noho ny nanotanareo tamin’NY TOMPO sy ny tsy nihainoanareo ny feony; izany no nahatonga izao zavatra izao taminareo.
Jereo ny toko
Ary ankehitriny dia notanterahin’ny TOMPO tokoa izay nambarany, noho ny nanotanareo taminy sy tsy nankatoavanareo izay nolazainy. Izany no nahatonga izao zavatra izao taminareo.

Ary Jehovah nahatonga izany ka nanao araka izay nolazainy, noho ny nanotanareo tamin’i Jehovah sy ny tsy nihainoanareo ny feony,–dia izany no nahatonga izao zavatra izao taminareo.
Jereo ny toko
Ary Jehovah nahatonga izany ka nanao araka izay nolazainy, noho ny nanotanareo tamin'i Jehovah sy ny tsy nihainoanareo ny feony, dia izany no nahatonga izao zavatra izao taminareo.