Mandehana ianao mankany amin’ny fianakavian’i Rekabita, ka mitenena aminy. Ento ho ao an-tranon’i Iaveh amin’ny efitrano anankiray izy ireo, ka tolory divay hosotroiny.
Jeremia 35:3 - Baiboly Katolika Koa dia nalaiko i Jezoniasa zanak’i Jeremia zanak’i Habsaniasa, mbamin’ireo rahalahiny sy ireo zanany rehetra ary ny fianakavian-dRekabita rehetra; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nalaiko i Jazania, zanak’i Jeremia, zanak’i Habazinia, sy ny rahalahiny ary ny zanany rehetra mbamin’ny taranak’i Rekaba rehetra, DIEM PROTESTANTA Dia nandeha aho, ka naka an’i Jazanià, zanakalahin’i Jirmeià sady zafikelin’i Habatsinià, mbamin’ny rahalahin’io Jazanià io sy ny zanakalahiny rehetra, dia ny fokon’ny Rekabita manontolo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nandeha aho, ka naka an’i Jazanià, zanakalahin’i Jirmeià sady zafikelin’i Habatsinià, mbamin’ny rahalahin’io Jazanià io sy ny zanakalahiny rehetra, dia ny fokon’ny Rekabita manontolo. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nalaiko Jazania, zanak’i Jeremia, zanak’i Habazinia, sy ny rahalahiny sy ny zanany rehetra mbamin’ny taranak’i Rekaba rehetra, Malagasy Bible Dia nalaiko Jazania, zanak'i Jeremia, zanak'i Habazinia, sy ny rahalahiny sy ny zanany rehetra mbamin'ny taranak'i Rekaba rehetra, La Bible en Malgache Dia nalaiko i Jazania, zanak’i Jeremia, zanak’i Habazinia, sy ny rahalahiny ary ny zanany rehetra mbamin’ny taranak’i Rekaba rehetra, |
Mandehana ianao mankany amin’ny fianakavian’i Rekabita, ka mitenena aminy. Ento ho ao an-tranon’i Iaveh amin’ny efitrano anankiray izy ireo, ka tolory divay hosotroiny.
ka nampidiriko tao an-tranon’i Iaveh, tamin’ny efitranon’i Hanàna, zanak’i Jegdeliasa, olon’Andriamanitra, anilan’ny efitranon’ireo loholona sy ao ambonin’ny efitranon’i Maasiasa, zanak’i Seloma mpiandry varavarana.