Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Jeremia 32:14 - Baiboly Katolika

Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: «Raiso ireto fanekena ireto, dia ity fanekem-pividianana voaisy tombon-kase, sy ity fanekena mivelatra koa, ka ataovy ao anaty siny tany mba haharitra ela.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Ento ireto taratasy ireto, dia ireto taratasy misy ny fanekena ny amin’ny vidin-tany ireto, dia ilay misy tombo-kase, mbamin’ny taratasy mivelatra, ary ataovy ao anaty vilany tany izy mba haharitra ela.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

–Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: Raiso ny dikan’ny taratasy fifampivarotana voaisy tombon-kase sy ny dika iray misokatra, ka apetraho ao anaty siny tanimanga mba ho voatahiry maharitra ela.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

–Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: Raiso ny dikan’ny taratasy fifampivarotana voaisy tombon-kase sy ny dika iray misokatra, ka apetraho ao anaty siny tanimanga mba ho voatahiry maharitra ela.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Izao no lazain’i Jehovah, Tompon’ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Ento ireto taratasy ireto, dia ireto taratasy misy ny fanekena amin’ny vidin-tany, dia ilay misy tombo-kase, mbamin’ny taratasy mivelatra, ary ataovy ao anaty vilany tany izy mba haharitra ela.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Izao no lazain'i Jenovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Ento ireto taratasy ireto, dia ireto taratasy misy ny fanekena amin'ny vidin-tany, dia ilay misy tombo-kase, mbamin'ny taratasy mivelatra, ary ataovy ao anaty vilany tany izy mba haharitra ela.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Ento ireto taratasy ireto, dia ireto taratasy misy ny fanekena ny amin’ny vidin-tany ireto, dia ilay misy tombo-kase, mbamin’ny taratasy mivelatra, ary ataovy ao anaty vilany tany izy mba haharitra ela.

Jereo ny toko



Jeremia 32:14
3 Rohy Ifampitohizana  

Izao no voalazan’i Iaveh: Mandehana mividy tany ho anao; ary ento hiaraka aminao,


Ary izao no didy nomeko an’i Baròka, teo anatrehan’ireo:


Fa izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: Mbola hividy trano sy saha ary tanimboaloboka amin’ity tany ity ny olona.»