Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Jeremia 32:14 - DIEM PROTESTANTA

14 –Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: Raiso ny dikan’ny taratasy fifampivarotana voaisy tombon-kase sy ny dika iray misokatra, ka apetraho ao anaty siny tanimanga mba ho voatahiry maharitra ela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Ento ireto taratasy ireto, dia ireto taratasy misy ny fanekena ny amin’ny vidin-tany ireto, dia ilay misy tombo-kase, mbamin’ny taratasy mivelatra, ary ataovy ao anaty vilany tany izy mba haharitra ela.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 –Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: Raiso ny dikan’ny taratasy fifampivarotana voaisy tombon-kase sy ny dika iray misokatra, ka apetraho ao anaty siny tanimanga mba ho voatahiry maharitra ela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: «Raiso ireto fanekena ireto, dia ity fanekem-pividianana voaisy tombon-kase, sy ity fanekena mivelatra koa, ka ataovy ao anaty siny tany mba haharitra ela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Izao no lazain’i Jehovah, Tompon’ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Ento ireto taratasy ireto, dia ireto taratasy misy ny fanekena amin’ny vidin-tany, dia ilay misy tombo-kase, mbamin’ny taratasy mivelatra, ary ataovy ao anaty vilany tany izy mba haharitra ela.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Izao no lazain'i Jenovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Ento ireto taratasy ireto, dia ireto taratasy misy ny fanekena amin'ny vidin-tany, dia ilay misy tombo-kase, mbamin'ny taratasy mivelatra, ary ataovy ao anaty vilany tany izy mba haharitra ela.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 32:14
3 Rohy Ifampitohizana  

Izao no voalazan’ny TOMPO tamin’i Jeremià: –Mandehana mividy siny tanimanga iray any amin’ny mpanefy tanimanga, dia makà loholona avy amin’ny vahoaka ary loholona avy amin’ny mpisorona hiaraka aminao.


Dia teo imason’ny olona rehetra teo no nandidiako an’i Baròka hoe:


Fa izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: Mbola hisy trano sy saha ary tanimboaloboka hovidina indray amin’ity tany ity.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra