ka niantso ny mpanjaka. Ary i Eliasima zanak’i Elkiasa lehiben’ny tao an-dapa no nivoaka nankeo amin’izy ireo, mbamin’ny Sobnà mpanoratra, i Jôahe zanak’i Asafa mpitahiry boky.
Jeremia 29:3 - Baiboly Katolika taratasy nampitondrainy tamin’ny alalan’i Elàsa, zanak’i Safàna, sy i Gamariasa, zanak’i Helkiasa, izay nirahin’i Sedesiasa mpanjakan’i Jodà, ho any Babilôna, amin’i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna, ka hoy ny taratasy hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 dia ilay teny nampitondrainy an’i Elasa, zanak’i Safana, sy i Gemaria, zanak’i Hilkia, izay nirahin’i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, ho any Babilona, ho any amin’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, nilaza hoe: DIEM PROTESTANTA Fa i Tsedekià mpanjakan’i Joda efa naniraka an’i Elehasà, zanakalahin’i Safàna sy an’i Gemarià zanakalahin’i Hilkià hankany Babilôna ho any amin’i Nebokadnetsara mpanjaka. Koa nampitondrain’i Jeremià azy roa lahy ny taratasy milaza hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa i Tsedekià mpanjakan’i Joda efa naniraka an’i Elehasà, zanakalahin’i Safàna sy an’i Gemarià zanakalahin’i Hilkià hankany Babilôna ho any amin’i Nebokadnetsara mpanjaka. Koa nampitondrain’i Jeremià azy roa lahy ny taratasy milaza hoe: Baiboly Protestanta Malagasy dia ilay teny nampitondrainy an’i Elasa, zanak’i Safana, sy Gemaria, zanak’i Hilkia, izay nirahin’i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, ho any Babylona, ho any amin’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babylona, nanao hoe: Malagasy Bible dia ilay teny nampitondrainy an'i Elasa, zanak'i Safana, sy Gemaria, zanak'i Hilkia, izay nirahin'i Zedekia, mpanjakan'ny Joda, ho any Babylona, ho any amin'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, nanao hoe: La Bible en Malgache dia ilay teny nampitondrainy an’i Elasa, zanak’i Safana, sy i Gemaria, zanak’i Hilkia, izay nirahin’i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, ho any Babilona, ho any amin’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, nilaza hoe: |
ka niantso ny mpanjaka. Ary i Eliasima zanak’i Elkiasa lehiben’ny tao an-dapa no nivoaka nankeo amin’izy ireo, mbamin’ny Sobnà mpanoratra, i Jôahe zanak’i Asafa mpitahiry boky.
sady nanome didy an’i Helkiasa mpisorona, sy i Ahikama zanak’i Safàna, sy i Akobôra zanak’i Mikà, sy i Safàna mpanoratra, ary i Asaiasa mpanompon’ny mpanjaka hoe:
Tamin’izay i Helkiasa mpisorona lehibe nilaza tamin’i Safàna mpanoratra hoe: «Hitako tao an-tranon’i Iaveh ny bokin’ny lalàna.» Ary natolotr’i Helkiasa an’i Safàna ny boky ka novakiny.
ka nanome didy an’i Helkiasa, i Ahikama zanak’i Safàna, i Abdôna zanak’i Mikà, i Safàna mpanoratra, ary i Asaà mpanompon’ny mpanjaka hoe:
Fa naniraka olona ho any Ejipta i Jôakima mpanjaka, dia i Elnatàna zanak’i Akobôra, ary olon-kafa koa niaraka taminy, ho any Ejipta.
Fa ny tanan’i Ahikama zanak’i Safàna kosa dia nanohana an’i Jeremia. Ka tsy natolotry ny vahoaka hovonoin-ko faty izy.
Efa nihanta mafy tamin’ny mpanjaka anefa i Elnatàna sy i Dalaiasa ary i Gamariasa, mba tsy handoro ilay horonan-taratasy; fa tsy nohenoiny izy ireo.
naniraka haka an’i Jeremia, tao an-kianjan’ny fiambenana; dia napetrany tamin’i Godoliasa zanak’i Ahikama zanak’i Safàna izy, hoentiny any an-trano, ka dia nitoetra teo amin’ny vahoaka izy.
Ary nisy 70 lahy, amin’ny loholon’ny taranak’i Israely, ka anisan’ireo i Jezoniasa zanak’i Safàna, ary nitsangana teo anoloan’izany sary izany ireo; samy nanana ny fanembohany teny an-tanany avy, ka nisondrotra avy eo ny hanitry ny emboka nijofo.