Ary hoy ny mpanompon’ny mpanjakan’i Siria taminy: «Andriamanitry ny tendrombohitra, ny Andriamanitr’i Israely; ka izany no nahareseny antsika. Fa aoka ange hiadiantsika an-tany lemaka izy, raha tsy ho resintsika mihitsy izy é!
Jeremia 23:23 - Baiboly Katolika Moa Andriamanitry ny akaiky ihany va Aho, teny marin’i Iaveh, - fa tsy mba Andriamanitra amin’ny lavitra koa? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Moa Andriamanitra etỳ akaiky ihany va Aho? Hoy NY TOMPO, fa tsy Andriamanitra any lavitra any koa? DIEM PROTESTANTA Hoy ny teny hentitry ny TOMPO hoe: «Moa Andriamanitra tsy mahita afa-tsy ny akaiky ihany va Aho? Tsia, fa mahita ny lavitra koa Aho. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hoy ny teny hentitry ny TOMPO hoe: «Moa Andriamanitra tsy mahita afa-tsy ny akaiky ihany va Aho? Tsia, fa mahita ny lavitra koa Aho. Baiboly Protestanta Malagasy Moa Andriamanitra etỳ akaiky ihany va Aho? hoy Jehovah, Fa tsy Andriamanitra any lavitra any koa? Malagasy Bible Moa Andriamanitra etỳ akaiky ihany va Aho? hoy Jehovah. Fa tsy Andriamanitra any lavitra any koa? La Bible en Malgache Moa Andriamanitra etỳ akaiky ihany va Aho? Hoy NY TOMPO, fa tsy Andriamanitra any lavitra any koa? |
Ary hoy ny mpanompon’ny mpanjakan’i Siria taminy: «Andriamanitry ny tendrombohitra, ny Andriamanitr’i Israely; ka izany no nahareseny antsika. Fa aoka ange hiadiantsika an-tany lemaka izy, raha tsy ho resintsika mihitsy izy é!
Ary nisy olon’Andriamanitra anankiray nanatona ka nilaza tamin’ny mpanjakan’i Israely hoe: «Izao no lazain’i Iaveh: Noho ny Sirianina, nanao hoe: Andriamanitry ny tendrombohitra i Iaveh, fa tsy mba andriamanitry ny tany lemaka, dia hatolotro eo an-tananao avokoa ireo vahoaka be ireo, ka ho fantatrareo fa i Iaveh Aho.»
mba hitady an’Andriamanitra izy, raha tahiny hahatsapa ka hahita Azy, na dia tsy lavitra antsika rehetra aza Izy;