Noho izany izao no lazain’i Iaveh: «Manontania ny firenena ianareo: Iza no mbola nahare izay zavatra toy izany? Fahavetavetana mahatsiravina no nataon’ny virjinin’Israely.
Jeremia 18:14 - Baiboly Katolika Hitsahatra tsy ho eo amin’ny vatolampy eny an-tany lemaka, va ny oram-panalan’i Libàna? Hita ritra va ny rano avy lavitra, ka mangatsiatsiaka sy mandeha? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hitsahatra tsy ho eo amin’ny vatolampy any an-tsaha va ny orampanalan’i Libanona, ary mety ho ritra va ny rano maria sady mangatsiaka avy amin’ny tany hafa? DIEM PROTESTANTA Moa ve ny harambato eny an-tsaha mba ilaozan’ny oram-panalan’i Libano? Moa mba efa ritra ve ny rano izay mikoriana mangatsiatsiaka avy any an-tany hafa any? Tsia. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Moa ve ny harambato eny an-tsaha mba ilaozan’ny oram-panalan’i Libano? Moa mba efa ritra ve ny rano izay mikoriana mangatsiatsiaka avy any an-tany hafa any? Tsia. Baiboly Protestanta Malagasy Hitsahatra tsy ho eo amin’ny vatolampy any an-tsaha va ny orampanalan’i Libanona, Ary mety ho ritra va ny rano maria sady mangatsiaka avy amin’ny tany hafa? Malagasy Bible Hitsahatra tsy ho eo amin'ny vatolampy any an-tsaha va ny oram-panalan'i Libanona, ary mety ho ritra va ny rano maria sady mangatsiaka avy amin'ny tany hafa? La Bible en Malgache Hitsahatra tsy ho eo amin’ny vatolampy any an-tsaha va ny orampanalan’i Libanona, ary mety ho ritra va ny rano maria sady mangatsiaka avy amin’ny tany hafa? |
Noho izany izao no lazain’i Iaveh: «Manontania ny firenena ianareo: Iza no mbola nahare izay zavatra toy izany? Fahavetavetana mahatsiravina no nataon’ny virjinin’Israely.
Fa ny oloko kosa efa nanadino Ahy; ny tsinontsinona no tolorany emboka manitra, ka avezivezin’ny sampy izy ireo eny amin’ny lalany, dia amin’ny lalana fahataloha, handehanany amin’ny sakeli-dalana, dia amin’ny lalana tsy voasoritra;