Jeremia 16:7 - Baiboly Katolika
Ny olona tsy hizara aminy ny fahan-kanina amin’ny fisaonana, ho fampiononana azy raha mana-maty; ary tsy hampisotro azy ny kapoaka fampiononana noho ny amin’ny ray na ny reny.
Jereo ny toko
Ary tsy hisy hamahan-kanina azy ao amin’ny fisaonany mba hampionona azy ny amin’ny maty; ary tsy hisy hampisotro azy amin’ny kapoaka fampiononana, raha maty ny rainy na ny reniny.
Jereo ny toko
Tsy hisy hanome hanina ny fianakaviana misaona na hampionona azy, ary tsy hisy hampisotro amin’ny kaopy fampiononana izay maty ray na maty reny.
Jereo ny toko
Tsy hisy hanome hanina ny fianakaviana misaona na hampionona azy, ary tsy hisy hampisotro amin’ny kaopy fampiononana izay maty ray na maty reny.
Jereo ny toko
Ary tsy hisy hamahan-kanina azy amin’ny fisaonany, Mba hampionona azy ny amin’ny maty; Ary tsy hisy hampisotro azy amin’ny kapoaka fampiononana, Raha maty ny rainy na ny reniny;
Jereo ny toko
Ary tsy hisy hamahan-kanina azy amin'ny fisaonany, mba hampionona azy ny amin'ny maty; Ary tsy hisy hampisotro azy amin'ny kapoaka fampiononana, raha maty ny rainy na ny reniny;