Jeremia 13:3 - Baiboly Katolika Tonga tamiko fanindroany indray ny tenin’i Iaveh, nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary tonga tamiko fanindroany ny tenin’NY TOMPO hoe: DIEM PROTESTANTA Ary nisy tenin’ny TOMPO fanindroany nanao tamiko hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nisy tenin’ny TOMPO fanindroany nanao tamiko hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary tonga tamiko fanindroany ny tenin’i Jehovah hoe: Malagasy Bible Ary tonga tamiko fanindroany ny tenin'i Jehovah hoe: La Bible en Malgache Ary tonga tamiko fanindroany ny tenin’NY TOMPO hoe: |
«Ento ilay fehikibo novidinao, izay efa eo amin’ny tehezanao; ka mitsangàna, mandehana mankany Eofrata, afeno any, ao an-tsefatsefaky ny vatolampy izy.»
ny mpanjakany, ny lehibeny, mba hanao azy ho tany manirery, ho tany rava, ho zavatra fandatsa, fanozonana, araka izao hita anio izao.