Ny soron’ny ratsy fanahy dia ankahalain’i Iaveh; fa ny vavaky ny olo-mahitsy kosa, ankasitrahiny.
Jakoba 1:7 - Baiboly Katolika Ka ny olona toy izany dia aza mba manampò hahazo zavatra amin’ny Tompo, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Koa aoka tsy hanampo handray zavatra amin’ny Tompo ny olona toy izany: DIEM PROTESTANTA Aoka tsy hanampo handray zavatra avy amin’ny Tompo ny olona toy izany, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Aoka tsy hanampo handray zavatra avy amin’ny Tompo ny olona toy izany, Baiboly Protestanta Malagasy Fa aoka tsy hanampo handray zavatra amin’ny Tompo izany olona izany: Malagasy Bible Fa aoka tsy hanampo handray zavatra amin'ny Tompo izany olona izany: La Bible en Malgache Koa aoka tsy hanampo handray zavatra amin’ny Tompo ny olona toy izany: |
Ny soron’ny ratsy fanahy dia ankahalain’i Iaveh; fa ny vavaky ny olo-mahitsy kosa, ankasitrahiny.
Ny soron’ny ratsy fanahy, dia fahavetavetana, indrindra fa raha sain-dratsy no anaterany azy.
Raha manandratra ny tananareo ianareo, misarona maso eo anoloanareo Aho; raha mampitombo ny fivavahana ianareo, tsy mihaino akory Aho: Feno ra ny tananareo.
Aoka anefa, hangataka amim-pinoana izy, fa tsy hisalasala; fa izay misalasala dia toy ny onjan-dranomasina atopatopa amana hetsiketsehin’ny rivotra.
mangataka ianareo, fa ratsy fangataka, dia ny hahazo izay hiaranan’ny filàn-dratsinareo, ka tsy mahazo ianareo.