fa i Iaveh Andriamanitrareo no atahory, dia hamonjy anareo amin’ny tanan’ny fahavalonareo rehetra Izy.»
Isaia 8:12 - Baiboly Katolika Aza miantso hoe tetika fikomiana izay rehetra ataon’ity vahoaka ity hoe tetika fikomiana. Aza matahotra izay atahorany, na mangovitra akory ianareo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Aza mba lazainareo ho tetika fikomiana izay lazain’ity firenena ity ho tetika fikomiana; aza matahotra izay atahorany ianareo na mangorohoro noho ny aminy. DIEM PROTESTANTA «Aza ataonareo hoe fikomiana avokoa izay lazain’ity vahoaka ity ho fikomiana, ary aza matahotra na mangovitra akory amin’izay zavatra atahorany.» Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Aza ataonareo hoe fikomiana avokoa izay lazain’ity vahoaka ity ho fikomiana, ary aza matahotra na mangovitra akory amin’izay zavatra atahorany.» Baiboly Protestanta Malagasy Aza mba lazainareo ho tetika fikomiana izay lazain’ity firenena ity ho tetika fikomiana; Ary aza matahotra izay atahorany na mangovitra hianareo. Malagasy Bible Aza mba lazainareo ho tetika fikomiana izay lazain'ity firenena ity ho tetika fikomiana; Ary aza matahotra izay atahorany na mangovitra ianareo. La Bible en Malgache Aza mba lazainareo ho tetika fikomiana izay lazain’ity firenena ity ho tetika fikomiana; aza matahotra izay atahorany ianareo na mangorohoro noho ny aminy. |
fa i Iaveh Andriamanitrareo no atahory, dia hamonjy anareo amin’ny tanan’ny fahavalonareo rehetra Izy.»
Moa tsy manana fahalalana va ry zareo mpanao ratsy? fa ny vahoakako haniny toy ny fihinan-kanina; izy ireo tsy miantso an’Andriamanitra akory.
Loza ho an’izay zaza maditra - teny ton’i Iaveh, izay manao fikasana nefa tsy ombako; sy manao fanekem-pivavahana, nefa tsy omban’ny fanahiko, ka manampy ota ny ota.
Ary raha mandre ady sy fikomiana ianareo, aza taitra: fa tsy maintsy ho tonga aloha izany, nefa tsy mbola ho tonga miaraka amin’izay akory ny farany.»
Tsy efa nodidiako ianao va amin’ny hoe: matanjaha ary mahereza fo; aza matahotra na manam-badi-po, fa i Iaveh Andriamanitrao no momba anao na aiza na aiza halehanao.»
Dia niakatra avy any Galgalà i Jôsoe sy ny mpiantafika rehetra niaraka taminy, mbamin’ny mpiady mahery rehetra.