Tamin’ny taona faha-17 nanjakan’i Faseà zana-dRomeliasa no vao nanjaka kosa i Akaza, zanak’i Joatama mpanjakan’i Jodà.
Isaia 7:10 - Baiboly Katolika Mbola niteny tamin’i Akaza koa i Iaveh nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Mbola niteny tamin’i Ahaza ihany NY TOMPO hoe: DIEM PROTESTANTA Dia mbola nanafatra an’i Ahaza ny TOMPO ka nanao hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia mbola nanafatra an’i Ahaza ny TOMPO ka nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jehovah mbola niteny tamin’i Ahaza ihany ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah mbola niteny tamin'i Ahaza ihany ka nanao hoe: La Bible en Malgache Mbola niteny tamin’i Ahaza ihany NY TOMPO hoe: |
Tamin’ny taona faha-17 nanjakan’i Faseà zana-dRomeliasa no vao nanjaka kosa i Akaza, zanak’i Joatama mpanjakan’i Jodà.
Atsaharo ny mitondra fanati-poana ho ahy; fahavetavetana amiko ny emboka; raha ny amin’ny voaloham-bolana, sabata, fiantsoam-piangonana, dia tsy zakako hankasitrahina ny heloka sy nyfivoriana ampahibemaso.
Aiza indray no hasiana aminareo, raha mitohy ny fiodinanareo? ny loha manontolo marary, ary ny fo manontolo mavozovozo.
Ary izao no hiseho amin’izany andro izany: Ny sisa amin’i Israely ary izay afaka tsy lany amin’ny taranak’i Jakôba, dia hitsahatra tsy hiankina amin’izay namely azy intsony, fa hiankina amin’i Iaveh izy ireo amin’ny masin’i Israely, tsy hivadika aminy.
«Mangataha famantarana amin’i Iaveh Andriamanitrao; mangataha izany, na any amin’ny faravodin’ny seoly, na any amin’ny havoan’ny lanitra.»
Ary i Samaria no lohan’i Efraima, ny zana-dRomelia no lohan’i Samaria. Raha tsy mino ianareo, dia tsy haharitra.»
Ary ankehitriny izy ireo mandroso manota ihany; nanao sarin-javatra anidina tamin’ny volany, dia sampy araka izay hevitra foroniny; asan’ny mpanao taozavatra foana izany! Izao no filazan’ny olona azy ireo! Mpanao sorona olona, manoroka zanak’omby.