Isaia 20:1 - Baiboly Katolika
Tamin’ny taona nahatongavan’i Tartana nirahin’i Sargona mpanjakan’i Asiria tany Azota, sy nanaovany fahirano azy, sy nahafahany azy,
Jereo ny toko
Tamin’ny taona nahatongavan’ny lehiben’ny tafika tany Asdoda, raha nirahin’i Sargona mpanjakan’i Asiria izy, dia namely an’i Asdoda izy ka nahazo azy.
Jereo ny toko
Tamin’izay no taona nanirahan’i Sargôna mpanjakan’i Asiria ilay jeneralin’ny tafiny hanafika an’i Asdôda; dia namely ny tanàna izy ka nahazo azy.
Jereo ny toko
Tamin’izay no taona nanirahan’i Sargôna mpanjakan’i Asiria ilay jeneralin’ny tafiny hanafika an’i Asdôda; dia namely ny tanàna izy ka nahazo azy.
Jereo ny toko
TAMIN’ny taona nankanesan’i Tartana tany Asdoda, raha nirahin’i Sargona, mpanjakan’i Asyria, izy ka namely an’i Asdoda ary nahafaka azy,–
Jereo ny toko
Tamin'ny taona nankanesan'i Tartana tany Asdoda, raha nirahin'i Sargona, mpanjakan'i Asyria, izy ka namely an'i Asdoda ary nahafaka azy,
Jereo ny toko
Tamin’ny taona nahatongavan’ny lehiben’ny tafika tany Asdoda, raha nirahin’i Sargona mpanjakan’i Asiria izy, dia namely an’i Asdoda izy ka nahazo azy.
Jereo ny toko