Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Hosea 14:10 - Baiboly Katolika

Izay hendry no aoka hahafantatra izany zavatra izany, izay manan-tsaina aoka hiaiky izany ho marina. Fa mahitsy ny lalan’i Iaveh; ka ny marina no hizotra eo, fa ny mpiodina kosa, lavo aminy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Iza no hendry ka hahafantatra izany zavatra izany? Izay manan-tsaina dia hahalala izany. Fa mahitsy ny lalan’NY TOMPO, ny marina dia mizotra eny aminy, fa ny mpanota kosa dia ho tafintohina eny aminy.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Iza no hendry hahafantatra izany tenin’i Hôsea izany, na lalin-tsaina hahalala ny heviny? Fa mahitsy ny sori-dalan’ny TOMPO; ka hizoran’ny olo-marina izany, saingy hahasolafaka ny mpikomy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Iza no hendry hahafantatra izany tenin’i Hôsea izany, na lalin-tsaina hahalala ny heviny? Fa mahitsy ny sori-dalan’ny TOMPO; ka hizoran’ny olo-marina izany, saingy hahasolafaka ny mpikomy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Iza no hendry mba hahafantatra izany zavatra izany? Na manan-tsaina mba hahalala izany? Fa mahitsy ny làlan’i Jehovah, Ary ny marina no mizotra eny aminy; Fa ny mpanota kosa dia tafintohina eny aminy.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Iza no hendry ka hahafantatra izany zavatra izany? Izay manan-tsaina dia hahalala izany. Fa mahitsy ny lalan’NY TOMPO, ny marina dia mizotra eny aminy, fa ny mpanota kosa dia ho tafintohina eny aminy.

Jereo ny toko



Hosea 14:10
0 Rohy Ifampitohizana