Hebreo 2:7 - Baiboly Katolika Nataonao ambany vetivety noho ny Anjely Izy; dia nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana ary napetrakao ambonin’ny asan-tananao, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nataonao ambany kely noho ny anjely izy; efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana izy; DIEM PROTESTANTA Nataonao ambany noho ny anjely nandritra ny fotoana fohifohy izy; dia nosatrohanao voninahitra sy haja; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nataonao ambany noho ny anjely nandritra ny fotoana fohifohy izy; dia nosatrohanao voninahitra sy haja; Baiboly Protestanta Malagasy Nataonao ambany kely noho ny anjely izy; Efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana izy, Ary nampanjakainao amin’ny asan’ny tànanao; Malagasy Bible Nataonao ambany kely noho ny anjely izy; Efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana izy, Ary nampanjakainao amin'ny asan'ny tananao; La Bible en Malgache Nataonao ambany kely noho ny anjely izy; efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana izy; |
Nataonao ambany kely noho Andriamanitra izy, nosatrohanao voninahitra amam-piandrianana izy
fa haja amam-boninahitra sy fiadanana kosa ho an’izay manao ny tsara, dia ho an’ny Jody aloha, vao ho an’ny Jentily koa,
fiainana mandrakizay moa ho an’izay maharitra manao ny tsara ka mitady ny haja amam-boninahitra sy ny tsy fahafatesana;
Ho an’ny Mpanjakan’ny taona rehetra anie, dia ilay tsy mety maty, sy tsy hita maso, ary hany Andriamanitra tokana, ny haja amam-boninahitra mandrakizay mandrakizay. Amen.
fa Ilay natao ambany vetivety noho ny Anjely, dia Izy Jesoa, no hitantsika nosatrohana voninahitra sy fiandrianana noho ny fahafatesana niaretany; fa noho ny fahasoavan’Andriamanitra dia nanandrana ny fahafatesana mba hamonjy ny olombelona rehetra Izy.