Hagay 2:1 - Baiboly Katolika
Tamin’ny volana faha-7, andro faha-21n’ny volana, tonga ny tenin’i Iaveh, tamin’ny alalan’i Akjea, mpaminany, nanao hoe:
Jereo ny toko
Tamin’ny andro fahiraika amby roapolo tamin’ny volana fahafito no nahatongavan’ny tenin’NY TOMPO noentin’i Hagay mpaminany hoe:
Jereo ny toko
Tamin’ny volana fahafito, andro faha-21 dia nisy tenin’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Hagay mpaminany.
Jereo ny toko
Tamin’ny volana fahafito, andro faha-21 dia nisy tenin’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Hagay mpaminany.
Jereo ny toko
TAMIN’ny andro fahiraika amby roa-polo tamin’ny volana fahafito no nahatongavan’ny tenin’i Jehovah nentin’i Hagay mpaminany nanao hoe:
Jereo ny toko
Tamin'ny andro fahiraika amby roa -polo tamin'ny volana fahafito no nahatongavan'ny tenin'i Jehovah nentin'i Hagay mpaminany nanao hoe:
Jereo ny toko
Tamin’ny andro fahiraika amby roapolo tamin’ny volana fahafito no nahatongavan’ny tenin’NY TOMPO noentin’i Hagay mpaminany hoe:
Jereo ny toko